|
|
|
|

Teny iditra1  fanasana vatovary
Singan-teny  2 fanasana, 3 vato, 4 vary
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 karazam-bato voatokana handranitana fitaovam-piasana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 meule en grès. [1.13]
Tovy hevitra  8 fanasana vatodidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11